GlobalVoices anaty

Tetum

Tahiry Sokajinteny · 6 Lahatsoratra


Tantara farany mikasika an'i Tetum

19/08/2012

Video Lahatsoratra
Timor Atsinanana: Nambabo Ny Fon'i Londra Ilay Mpihazakazaka (Marathon)

Tohin'ny lahatsoratra

Nambabo ny fon’ireo mpijery marathon tamin’ny lalao Olaimpika ilay tanora mpanao hazakazaka marathon, Augusto Soares, 25 taona, noho ny faharetany sy ny endrika sariaka teny aminy

21/03/2012

Timor Atsinanana : Very Harena Politika Lehibe Ny Firenena

Tohin'ny lahatsoratra

Niraraka ny fanomezam-boninahitra tanaty aterineto taorian'ny fahalasananan'ilay mpitarika politika teo aloha tao Timor Atsinanana, fantatra amin'ny anarana hoe "Dadabe". Francisco "AVO" Xavier do Amaral, ilay nanambara ny fahaleovantena ny taona 1975, ary niverina tao amin'i Timor Atsinanana mba hiasa ao amin'ny Antenimiera mpanangana sy ny parlemanta. Efa kandidà intelo tamin'ny firotsahana ho Filoha izy.

24/02/2012

Video Lahatsoratra
Timor Atsinanana: Saka, Rakakabe Anaty Lahatsary Mahatsikaiky Mialoha nny Fifidianana

Tohin'ny lahatsoratra

Iray volana latsaka mialoha ny fifidianana ho filoham-pirenena ao Timor Atsinanana, ary iray amin'ny fomba fampiasany manokana ny media sosialy amin'ny fialohavan-dàlana ny fifidianana tsy dia matotra loatra - i Slogheinn ao amin'ny Youtube, dia nampakatra andianà lahatsary mahatsikaiky izay mananihany ny efatra amin'ireo mpirotsaka ho filoha isan'ny be mpahalala indrindra.

07/12/2011

Video Lahatsoratra
Songadina Lahatsary: Lavo-Tondro, Mpialokaloka, Ady ary Teknolojia Mivelatra

Tohin'ny lahatsoratra

Tantara nahitana lahatsary mahaliana notsongain'i Juliana Rincón Parra tato amin'ny Global Voices nalaina tany Azia Atsinanana, Afrika Atsimon'i Sahara, Azia Afovoany, Kaokazy ary Amerika Latina, selected by Juliana Rincón Parra.

07/11/2011

Video Lahatsoratra
Timor Atsinanana: Fidirana An-tsehatra Amin'ny Famoronana Sy Ny Kolontsaina

Katroka 7 Miliara

Ilay mpanakanto David Palazón ao Barselona dia namarana ny asany amin'ny maha mpanakanto azy tao Timor Atsinanana, kanefa toy ny karazana fiatoana ihany izany. Ankehitriny izy dia mandray anjara amin'ny tetikasam-pikarohana momba ny kolontsaina timaore, ary manantena ny hanokatra sekoly manokana ho an'ny orinasam-pamoronana, mba hanetsehana ny lafiny arak'asa momba ny toekarena tsy miankina amin'ny solitany; ny orinasa madinika sy ny fizahantany.

03/12/2010

Timor Andrefana: Miteraka tsy fahampian-tsakafo sy aretina ny orana

Tohin'ny lahatsoratra

Without a dry season and heavy rains all year in East Timor, crops have been destroyed and farmers have planted less, threatening a scenario of food shortage. In addition, rains can cause an increase of disease in the country.

Faritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny