Tantara farany mikasika an'i Tajik
03/02/2013
“Helo ho an'ny pelaka” i Tajikistan
Lohahevitra fady ny resaka pelaka ao Tajikistan. Na dia efa ho dimy amby folo taona aza izao no tsy mahavoasazy intsony ny fiarahan’ny mitovy fananahana ao amin’ity firenena, dia mbola...
02/11/2012
Nijanona Tsy Nilalao Ady Totohondry Ilay Tajikistana ‘Million Dollar Baby’
Nijanona tsy nilalao aditotohondry mandritra ny herintaona farafahakeliny i Mavzuna Chorieva, “Million Dollar Baby” ao Tajikistan izay nampahazo medaily alimo ho an'ny fireneny tamin'ny Lalao Olaimpika 2012 tao London, taranja totohondry ho an'ny...
16/09/2012
Tajikistan: Mpihira Mankalaza An'i Poutine Mahatonga Hatezerana
Hatramin'ny fiandohan'ny taona, namoaka hira telo ilay Tajik mpihira, Tolibjon Kurbonkhonov, manindrahindra ny filoha Rosiana Vladimir Putin. Nanjary malaza ao amin'ny Youtube ireo hira sady nampalaza ilay mpihira any Rosia ihany koa. Kanefa any Tajikistan, nahatezitra ireo mpiray tanindrazana amin'i Kurbonkhonov ireo hira ireo, izay miampanga azy ho "mpisolelalaka" sy "nanome henatra ny firenena".






























RSS ho an i Tajik 



Rehefa App ny resaka dia fampiasa na fampiharana no tsara iantsoana azy kokoa