Tantara mikasika ny Swahili tamin'ny Marsa, 2015
Hampianatra Amin'ny Fiteny Swahili I Tanzania
Tamin'ny Febroary lasa teo, nanavao ny rafitra fanabeazana ao aminy i Tanzania. Isan'ireo fiovàna goavana nataony ny fametrahana ny fiteny swahili ho teny entina mampianatra any an-tsekoly.