Bolivia
Dora Romero ao amin'ny Las Ideas Son Primero [es] no nanamarika ny fisian'ny filaharana manoloana ny fivarotam-panafody ao an-tanànan'i El Alto, Bolivia. Manontany tena izy raha marary vokatry ny hatsiaka ny ankamaroan'ny olona na noho ny fahazarana mihinam-panafody fotsiny amin'izao halavana filaharana izao.









Kostarika: Antso fanomezana oronantsary ...
- mahfinaritra ary azo alaina tahaka tsara ny tahakizany
sady isika ra...
Tohiny »