Tantara mikasika ny Espaniola tamin'ny Marsa, 2015
Pero : Mpitsangatsangana Amoron-dranomasina Nanao Tohivakana Hamonjena Ireo Mpilomano Saika Maty An-Drano
Ny fahitana ny firaisankina nasehon'ireo mpilomano teo amin'ny moron-dranomasin'i Arica ho fanavotana ireo olona sasany tamin'ny alàlan'ny tohivakan'olombelona dia mahatonga ahy hino ny amin'ny maha-olona !
Tarika Goatemalteka Mampiasa ny Tantara An-tsehatra Ho Fiatrehana Ny Herisetra Mihatra Amin'ny Vehivavy
Hoan'ireo vehivavy ireo, ny teatra dia midika fanasitranana ny ratra am-po amam-panahy sy hanentanana momba ny herisetra mihatra amin'ny vehivavy ao amin'ny firenena izay vehivavy roa eo ho eo no mamoy ny ainy isan'andro.
Tendrom-Po tsy mba Namana tao amin'ny Fampitam-Baovaon'ny Fiaraha-monina Panamenana
Ny kabarin'i mpanao lalàna Rodriguez no nilaza ny vahiny mpifindramonina ho "faikan'olona". Namaly Bontana tamin'ny alalan'ny ngonongonona mampiady hevitra mamely ny Panameana ilay Venezoelana mpifindramonina Rita García mampitaha azy ireo amin'ny "gidro" ary milaza azy ireo ho tsy mahay manaja ny kolontsaina vahiny.
Ampitadiavana ‘Mpanao Gazety Sahisahy’ ao Espaina Hanadihady ny Dinam-Barotra TTIP
Mampanahy ireo vondron'olona manohitra ny Fiaraha-Miasa ara-Barotra sy ara-Pampiasambola Manerana an'i Atlantika ny tsy fisian'ny mangarahara. Misy noho izany ny antenimieram-bahoaka iray ao Madrid mitady ny mpanao gazety mba hanao fanadihadiana.
Tonga Any Amin'ny Rafi-Panabeazan'ny Sekolim-panjakana Ao Puerto Rico Ny Fomba Fijery Ny Mitovy Lenta
"Na dia tsy ny tanjona farany aza izy ity, dia ho fitaovana mahazendana hanome vàhana ny zon'olombelona ao Puerto Rico ity dingana ity."