Tantara mikasika ny Espaniola tamin'ny Novambra, 2014
Manohana Ny Fanovana Ny Politika Amerikana Momba An'i Kiobà Ny New York Times
Niantso ny filoha Obama ny gazety New York Times mba hanova ny politika ivelan'ny firenena mikasika ny mpifanolo-bodirindrina aminy ao Karaiba, anisan'izany ny fanafoanana ny fahirano sy ny famerenana indray ny fifandraisana ara-diplaomatika.
Tsy Mety Mahita Ronono Na Entana Fototra Hafa Any Venezoelà Noho Ny Tsy fahampian-tsakafo? Afaka Manampy Anao Ity Rindrambaiko Ity
Ny Abastéceme dia mamantatra ny toerana misy ireo entana toy ny ronono, lafarinina ary mofo any Venezuolà, toerana izay sarotra ahitàna ireo entana fototra indraindray.
Midina An-Dàlamben'i Mexico Ireo Mpanohitra Hitakiana ny Fihetsehana Manoloana Ireo Mpianatra Tsy Hita Tany Amin'i Ayotzinapa
"Na iza na iza mitana azy dia homeko azy ireo ny taniko ho takalon'ny famerenana ny zanako velona amiko". Olona an'aliny no nanao diabe ho an'ny Andro Eran-tanin'ny Hetsika ho an'i Ayotzinapa.
Mpitondra Môtô Ao Arzantina: Miady Amin'ireo Fepetra Manavakavaka
Lasa nahatonga hetsi-panoherana lehibe tsy noeritreretina ilay fepetra ho an'ny filaminana natao ho an'ireo mpitondra môtô any Arzantina.
Baomba Iray Izay Nampihovitrovitra Ny Fiarandàlamby (Ambanin'ny Tany) Tao Santiago, Nandrehitra Ny Twitter Shiliana
Ireo fanehoan-kevitra maro vokatry ny fanapoahana baomba ny toeram-piantsonan’ny fiarandalàmby Escuela Militar dia maneho ny fisaraham-bazana misy eo amin’ny fiarahamonina Shiliana.
Tsy Ireo Mpianatra Ayotzinapa Nanjavona Ireo Faty Hita Tao Atsimo-Andrefan'i Meksika
Tsy ireo mpianatra 43 nanjavona avy ao amin'ny Kolejy Ambanivohitra Raúl Isidro Burgos ao Ayotzinapa ireo faty hita tao anaty fanariam-pako ao Cerro Viejo, La Parota sy Cocula ao amin'ny fanjakana Meksikana ao Guerrero, voalaza fa eo am-panatontosana asa mikasika izany ireo manampahaizana momba ny fanaovana "autopsie" Arzantiniana.
Voasazy Higadra Mandrapahafaty Ao Arzantina ilay Vehivavy Boliviana Miteny Quechua Tsy Navela Hanana Mpandika-teny
Nahazo sazy an-tranomaizina mandra-pahafatiny noho ny famonoana ny vadiny i Reina Maraz, izay zara raha mahay miteny sy mahazo ny teny Espaniola.
Meksika: Manam-pahaizana Momba Ny Mangarahara Nisy Nikasa Hitifitra Tao Amin'ny Faritry ny Oniversite
Mitohy hatrany ny herisetra ao Meksika: Notafihana lehilahy nitam-piadiana tao an-tokontanin'ny oniversite i Ernesto Villanueva, mpisolovava manokana momba ny mangarahara sy ny fahalalaham-pitenenana.
Ben'ny Tanàna Teo Aloha Sy Ny Vadiny Voarohirohy Tamin'ny Fanjavonan'ireo Mpianatra Tao An-tanànan'i Mexico
Fantatra ireo meloka tamin'ny raharaha Ayotzinapa fa i José Luis Abarca sy María de los Ángeles Pineda, nosamborina tao an-tanànan'i Mexico izy roa ireo.