Tantara mikasika ny Espaniola tamin'ny Aogositra, 2013
SARIPIKA: Mametraka an-tSarintany ny Zavakanto An-Tanandehibe ao Buenos Aires sy ny Ankoatra Azy
Misy vondrona Argentines iray manasa anao hizara sy hametraka an-tsarintany ny saripikan'ny graffiti hita ao amin'ny tanànanao.
Manome Voninahitra An'i Maria Magdalena Amin'ny Talenta Poerto Rikana Ireo Mpanakanto Matihanina
Hampiantrano "fankalazana fampanantenana", fety ara-zavakanto sy mozika ireo mpanakanto Tanya Torres sy Raquel Z Rivera ho fanomezam-boninahitra ny olo-masina Maria Magdalena ao New York.
Namoy Ny Ainy I Christian Benítez, Mpilalao Baolina Ekoateriana
Nalahelo noho ny fahalasan'i "Chocho" Benitez, mpilalao baolina kitra Ekoateriana ao amin'ny Klioba América [Meksika] ireo mpanohana azy.