· Mey, 2009

Below are posts about citizen media in Spanish. Don't miss Global Voices en Español, where Global Voices posts are translated into Spanish! Read about our Lingua project to learn more about how Global Voices content is being translated into other languages.

Tantara mikasika ny Espaniola tamin'ny Mey, 2009

Venezoelà: Mitazona ny aterineto ho laharam-pahamehana

  26 Mey 2009

Mihofahofa, any amin'ny tontolon-tserasera liana amin'ny mety ho fiantraikan'ny aterineto amin'ny fanabeazana, fikarohana ary amin'ny taranja hafa ho fampandrosoana, ny saina mena raha namoaka ny didy hitsivolana laharana faha-6649 ny governemanta venezoelàna. Te-hanafoana ny “fandaniana amin'ny tsy antony”na “rendrarendra” ao amin'ny fandaniam-bolam-panjakana manko ny didy hitsivolana ka tafiditra ao aantin'io...

Lova navelan'i mpitarika ny indizeny Mama Tránsito

  20 Mey 2009

Misaona noho ny fahalasanan'ny iray amin'ny mpitarika eo amin'ny fokonolona, dia ny fahafatesan'i Rosa Elena Tránsito Amaguaña ny fokonolona indizeny, mpikatroka amin'ny fampanajana ny zon'olombelona, ary ny vahoaka Ekoateriana amin'ny ankapobeny. Amin'ny maha-“Mpanorina an'i Ekoatera Vaovao,”azy dia izy, miaraka amin'i Dolores Cacuango [es], fantatra amin'ny hoe Mama Dulu ary ilay...

Uruguay: Fahalasanan'ny mpanoratra Mario Benedetti

  18 Mey 2009

Nodimandry teo amin'ny faha-88 taona niainany ny mpanoratra sady poety Orogoaiana Mario Benedetti tamin'ny 17 May. Nihoatra ny 80 ny bokin-tantara noforonina nosoratany, ankoatra ny tononkalo sy sombintantara ary andrana izay anisan'ny asa sorany, ary voadika tamin'ny teny vahiny eo ho eo amin'ny 20 eo. Olobe eo amin'ny fiarahamonina Orogoaiana...

Ireo pejinay momba an i Espaniola

es