· Aogositra, 2008

Below are posts about citizen media in Spanish. Don't miss Global Voices en Español, where Global Voices posts are translated into Spanish! Read about our Lingua project to learn more about how Global Voices content is being translated into other languages.

Tantara mikasika ny Espaniola tamin'ny Aogositra, 2008

Paragoay : Sary tamin'ny fandraisan'ny filoha ny fahefana ao amin'ny Flickr

  19 Aogositra 2008

Tamin'ny faha-15 Aogositra lasa teo no nanao fihanihanana i Fernando Lugo, Eveka Katolika taloha ary lasa filoham-pirenena ao Paragoay. Nampientana ny vahoaka paragoaiana, na ny any an-toerana na ireo monina any ivelany izao fandraisan'ny filoha ny toerany izao. Misy sary ao amin'ny flickr ho an'ireo tsy afaka nanotrona ny lanonana tany...

Ekoatera : ny fampiasana ny fampahalalam-baovao mandritra ny fampielezan-kevitra amin'ny fitsapan-kevi-bahoaka

  13 Aogositra 2008

Miaramila tamin'ny fankalazana ny fahaleovan-tena tao Kito. Sary tao amin'ny Presidencia de la Republica, ary ampiasaina miaraka amin'ny fepetran'ny Creative Commons. Andro tsy hiasana ny faha-10 Aogositra any Ekoatera, natao hahatsiarovana ny faha-10 Aogositra 1809 – andro nanambaran'ny mponina avy ao Kito, notarihin'i Eugenio Espejo ny fahaleovan-tenan'izy ireo avy amin'i...

Ireo pejinay momba an i Espaniola

es