Below are posts about citizen media in Spanish. Don't miss Global Voices en Español, where Global Voices posts are translated into Spanish! Read about our Lingua project to learn more about how Global Voices content is being translated into other languages.
Tantara misongadina mikasika an'i Espaniola
-
Lahatsary: Ny Herisetra Sy Ny Fiarovana Ireo Mpanao Gazety Ao Meksika
26/04/2013
-
Chile : Velona Indray Ny Hetsiky Ny Mpianatra
22/04/2013
-
Fiakaran'ny Maripàna Taorian'ny Fifidianana tao Venezoela
17/04/2013
-
Amerika Latinina Aorian'ny Nahafatesan'i Chávez: Fanovana sy Fanohizana
04/04/2013
-
Misaona ny Mpanoratra Frantsay Stéphane Hessel ny Mafana fo Eran-tany
15/03/2013
Tantara farany mikasika an'i Espaniola
24/05/2013
Nikaragoaiana Miaro Ny Lalàna Manohitra Ny Herisetra Atao Amin'ny Vehivavy
Ny volana Aprily , natomboka tao amin'ny tambajotra sosialy ny fanentanana iray mitondra ny lohateny hoe "Manohana ny Lalàna 779 aho" mba hangatahana ny hanajàna ny "Lalàna Manontolo Hanoherana ny Herisetra atao amin'ny Vehivavy" manoloana ireo fanavaozana marobe naroson'ireo mpitarika fivavahana sy mpikambana ao amin'ny Ambaratonga ambony eo amin'ny Fitsarana (CSJ) .
23/05/2013
Però: Fitokonana Tao Iquitos Hanoherana Ny Kolikoly
Fitokonana iray nandritra ny 24 ora tao amin'ny tananan'i Iquitos, ao amin'ny faritra Amazona Peroviana no nikendrena hisarihana ny saina amin'ny fihetsika mampiahiahin'ny Governemantam-paritr'i Loreto ary ny fomba fikirakiran'ny Fahefàna Mpanao Lalàna an'ireny tranga ireny
Miampanga Mpanao Gazety ao amin'ny Twitter ny Filohan'i Panama
Matetika loatra ny Filoha Ricardo Martinelli (@rmartinelli) [es] no mahatezitra ny mpiserasera Panameana noho ny fisiahana mampiady hevitra sy mampiady tsotra izao, ary tonga hatramin'ny fanompana aza. Ny ohatra akaiky indrindra...
20/05/2013
19/05/2013
Efraín Ríos Montt Voaheloka Ho Namono Olona Sy Nanao Heloka Bevava Tamin'ny Olombelona
Voaheloka ho namono olona sy nanao heloka bevava tamin'ny olombelona i Efraín Ríos Montt mpanao didy jadona taloha tany Goatemalà. Voaheloka 80 taona an-tranomaizina ilay Jeneraly 86 taona. Io didim-pitsaràna ohatra io no mpisava làlana ho an'ireo tsy fifanarahana rehetra mbola misy ankehitriny eto ambonin'ny tany..
18/05/2013
Maty Tany Am-Ponja i Jorge Videla, Mpitondra Miaramila Tao Arzantina Teo Aloha
Nodimandry tamin'ny 17 mey 2013 teo amin'ny faha-83 taonany tao amin'ny efitrano namonjana azy i Jorge Rafael Videla, filohan'i Arzantina teo aloha.
Manao Fihetsiketsehana Hahazoana Fisotroan-dRonono Tsara Kokoa ny Mpiasa Boliviana
Mihahenjana ny toe-draharaha any Bolivia raha mitokona mitaky fisondrota-Pisotroan-dRonono ny mpitrandraka, mpampianatra, mpiasan'ny fahasalamana ary ny mpiasan'ny oniversitem-panjakana -izay mpikambana avokoa ao amin'ny Foiben'ny Sendikàn'ny Mpiasa (COB) avokoa. Maro ny...
Mitokona Tsy Mihinan-kanina Ny Renin'ireo Meksikàna Tsy Hita
Ireo reny sy mpikambana hafa avy amin'ny fianakavian'ireo tsy hita any Mexico dia nanao fitokonana tsy hihinanan-kanina nanomboka ny 9 May mba hangataka amin'ny governemanta hanatanteraka ny fampanantenana nomeny mikasika ny fikarohana ireo malalany.
12/05/2013
Orinasa Mpanao Labiera Manaisotra Ny Fangiazam-pananan'ny Federasiona Panameana Momba Ny Baolina Kitra
Nanaisotra ny fangiazam-pananan'ny Federasiona Panameana Momba Ny Baolina Kitra ny Baru Brewery taorian'ny bitsika iray niteraka resabe nalefan'ny Filoha Ricardo Martinelli tao amin'ny kaontiny ao amin'ny Twitter.
11/05/2013
Sekoly Akatona Noho Ny Tsy Fahampian'ny Angovo ao Panama
Miatrika krizin'ny angovo izay mety tsy ahafahan'ny firenena iray manontolo mihetsika i Panama, noho ny fahataran'ny fotoan'ny orana eo amin'ny lafiny ilany. Toy izao ny nanombohan'ny fitateran'ny Prensa Latina [es]...






























RSS ho an i Espaniola 











Rehefa App ny resaka dia fampiasa na fampiharana no tsara iantsoana azy kokoa