Tantara mikasika ny Rosiana tamin'ny Jolay, 2013
Hahavonjy Ny Aterineto Rosiana Ve Ny Piraty?
Raha jerena tamin'ireo mpanatrika ny fihetsiketsehana farany teo dia tsy nahovoka ihany ireo mpanohana ny fahalalahan'ny aterineto rosiana namindra ny hetsika avy any amin'ny aterineto ho hitan'ny daholobe.
Tambajotra Sosialy Rosiana #1 Voahenjika Any Ivelany
Notaterin'i Nikolai Durov mpiara-mamorona ny VKontakte tamin'ny 26 Jona 2013 fa nalain'ny manampahefana Okrainiana ny lohamilin'ny orinasa.
Raha Toa Izao Daholo Ny Rosiana, Iza Intsony No Hila “Trolls / Mpandranitra” ?
Milaza i Pavel Astakhov, ilay mpiaro ny zon'ny zaza ao Rosia fa misy ny fahafahana mandefa zaza kamboty Rosiana any Avaratr'i Caucase mba hatsangana any.
Tonizia: FEMEN Mpitolona nitazona fitaovam-piadina tsy nahazoan-dalana
Nantsoina hiatrika fitsarana noho ny fiampangana tamin'ny fitazonana fitsifitra ranona dipoavatra ilay mpikatroka FEMEN Toniziana, fantatra amin'ny solon'anarana hoe Amina Tyler, 19 taona, amin'ny 30 mey ho avy izao. Hita amin'ny lohatenin-gazety ao an-toerana sy iraisampirenena i Amina ny Martsa teo rehefa namoaka ny sariny mitanjaka tao amin'ny pejy Facebook...
Ilay Vavy Antitra sy ny Ovy: Niparitaka ny Tantaran'ny Fahantran'i Ukraine
Olena Danko, mpanao gazety dia nanoratra lahatsoratra fohy momba ny fifanenany tamina vavy antitra iray tany an-tsena izay tsy nanana afatsy vola kely mba hividianana singan'ovy tokana. Tantara mampalahelo hahalalana an'i Ukraine izany, izay tsy mahagaga intsony ny olona izay efa nonina tany amin'ny firenena na dia nandritra ny fotoana fohy aza. Saingy tanaty ora vitsy monja dia efa niparitaka...
Ny Vaovao Mahatsiravina Hiahiahiana An'i Navalny
Nanindrona tokoa ilay fandraisam-pitenenana famaranana nataon'i Alexey Navalny tao amin'ny fitsarana, izay mety hampigadra azy enin-taona no mihoatra, fandraisam-pitenenana namely mafy ny governemanta, izay nantsoiny hoe “fitondrana feodaly."
Mankalaza Ny Tsingerintaona Nahaterahan'ilay Gadra Politika Laharana Voalohany Ny Rosiana
10 taona eo no eo taty aorian'ny nisamborana sy nanamelohana azy, mbola tsy dia miraharaha ny momba an'i Khodorkovsky ny mponina rosiana. Ireo miraharaha dia voazara amin'ny helony sy ireo vokatr'izany.