Tantara mikasika ny Rosiana tamin'ny Janoary, 2013
‘Fifidianana Carousel ‘ Areti-mifindran'ireo Fifidianana Kyrgyz
Nifarana hatreo ilay fampielezan-kevitra feno fitsabahana sy nandreraka tao Kyrgyzstana, izay efa ho telo volana izay satria efa voaisa ireo vato ho an'ny fifidianana monisipaly dimy natao ny 25 Novambra. Kanefa taorian'ny valim-pifidianana, lahatsoratra iray avy amin'ny mediam-bahoaka no namela marikivy tao ambavan'ny rehetra.
Mitagataga & Depardieu any Rosia
Tamin'ny 3 Janoary 2013 i Vladimir Putin no nanasonia [ru] sombin-dalàna sivy vaovao (mifandraika amin'ny fifindra-monina ny ankamaroany) sy ny iray fanasoniavana ny didy fampiharana ny fanomezana zom-pirenena [ru] Rosiana ilay mpilalao sarimihetsika frantsay Gérard Depardieu. Tsy manaitra loatra raha ity zava-nisy farany ity no tena noresahan'ny bilaogera sy ny mpanao gazety, na dia ekena...