Tantara mikasika ny Rosiana tamin'ny Septambra, 2012
Kazakhstan: Tsy Ankasitrahana Ny ‘Fitsabahan’ny’ Tandrefana Any Amin'ny Raharaham-pitsarana
Tamin’ny volana Desambra 2011 lasa teo, nanafintohina an’ilay firenena zatra filaminana teo aloha izay tsy iza fa i Kazakhtan, ny fiafaran’ny grevin’ny mpiasan’ny solitany izay naharitra 7 volana, nisiana fahafatesan'olona tao Zhanaozen akaiky ny Ranomasina Kaspianina. Niteraka tsikera marobe avy amin’ireo mpanaramaso iraisam-pirenena ny valy bontana nataon’ny governemanta tamin'ny fihetsiketsehana sy ny fitsarana...
Rosia: Poezia Antserasera Mirehidrehitra, Politikan'ny Tsy Fanaovana Politika
Mora renoka eo anatrehan'ny tononkalo ny Rosiana raha eo amin'ny fomba fitenenana no lazaina. Taorian'ny tatitra milaza fa nikasa hitarika ireo andiam-borona manana anarana midika hoe ‘karandoha siberiana’ tahaka ny vano (fotsy fa manana elatra mainty) antsoina amin'ny teny siantifika hoe Grus leucogeranus ahiana ho lany taranaka amin'ny fotoam-pifindra-moniny i...
Tajikistan: Mpihira Mankalaza An'i Poutine Mahatonga Hatezerana
Hatramin'ny fiandohan'ny taona, namoaka hira telo ilay Tajik mpihira, Tolibjon Kurbonkhonov, manindrahindra ny filoha Rosiana Vladimir Putin. Nanjary malaza ao amin'ny Youtube ireo hira sady nampalaza ilay mpihira any Rosia ihany koa. Kanefa any Tajikistan, nahatezitra ireo mpiray tanindrazana amin'i Kurbonkhonov ireo hira ireo, izay miampanga azy ho "mpisolelalaka" sy "nanome henatra ny firenena".