Tantara mikasika ny Rosiana tamin'ny Aogositra, 2008
Kazakhstana : ny lalao Olympika tamin'ny blaogy
Nangingina ny resaka politika teo anivon'ireo mpitoraka blaogy avy any Kazakhstana noho ny lalao Olympika. Mahasorena an'i Alim Atenbek ny fanamiana nanaovan'ny ekipa avy ao Kazakhstana [ru]: Officials always want to make a buck on everything, and the Olympiad is not an exclusion. The government allocated 68 milion tenge for...
Rosia: Aleksandr Solzhenitsyn
Nodimandry ny alahady teo ilay efa nahazo ny loka Nobel Haisoratra tamin'ny boky mitondra ny lohateny hoe Tangoronosin'ny golagy(The Gulag Archipelago) dia i Aleksandr Solzhenitsyn. 89 taona izy izao nindaosin'ny fahafatesana izao. Efa misy sahady ny fanehoam-pilazana ataon'ny tontolom-bolongana Rosiana, ka ity ny soratra iray avy amin'ny mpandimby ny mpanoratra dia i LJ markgrigorian.