GlobalVoices anaty

Romana

Tahiry Sokajinteny · 8 Lahatsoratra


Tantara farany mikasika an'i Romana

19/05/2013

Mitombo Ny Fihenjanana Eo Amin'ny Faritra Tsy Azo Dikaina Ao Moldova-Transnistria

Tohin'ny lahatsoratra

Nitombo ny fihenjanana nandritra ny alin'ny 26-27 Aprily tany amin'ny Faritra Tsy Azo Dikaina ao amin'ny Repoblikan'i Moldova, satria nametraka toby roa fanarahamaso tsy nifampieràna eo anelanelan'ny vohitr'i Varniţa sy ny tanànan'i Bender ireo manampahefana Transnistriana. Mitatitra i Diana Lungu.

13/03/2013

Moldovia Tsy Misy Governemanta: Inona No Tohiny – Atsinanana sa Andrefana?

Tohin'ny lahatsoratra

Ny 5 Martsa, nolanian'ny Parlemanta Moldavy ny fitsipaham-pitokisana, itsipahana [ro] ny governamanta fiaraha-mitantan'ireo antoko telo mankasitraka ny fiarahana amin'i Eoropeana, notarihan'i Vlad Filat. Herinandro vitsy tany teo aloha teo, i Moldovia no tahaka ny fanantenana lehibe tany amin'ny sisintany Atsinanan'ny Fiombonambe Eoropeana. Mizotra mankany aminà krizy politika henjana izy ankehitriny. Mitatitra i Diana Lungu.

02/02/2012

Moldavia: Tsy Nahazo Fanohanana Betsaka Avy Amin'ny Mpiserasera Ny Hetsim-panoherana ny Governemanta

Tohin'ny lahatsoratra

Tao anatin'izay roa herinandro lasa izay, nidina an-dalambe ny Moldaviana mba hanao hetsim-panoherana. Nitaky ny fametram-pialan'ny governemanta sy ny fanafoanana ny fifidianana kasaina atao alohan'ny fotoana ny mpikarakara ny hetsika-sy...

10/10/2011

Moldavia: Saritaka diplomatika nandritra ny fetim-pirenena Rosiana

 Nankalaza ny fetim-pirenena ny Federasiona Rosiana tamin'ny 12 Jona (Andron'ny Rosia). Tany Moldavia, nisy fifamaliana [ro] diplomatika ny andro nialoha ity fety ity izay nivadika ho fanalam-baraka diplaomatika ity. Nitatitra ny haino...

12/08/2011

Video Lahatsoratra
Siria: Famoriam-bahoaka Any Amin'ny Tanàn-dehibe Maneran-tany, Manohitra Na Momba An'i Bashar

Heno maneran-tany ny momba ireo hetsika any Siria. Nivory tany amin'ny ankabeazan'ireo tanàn-dehibe maneran-tany ireo Siriana anaty fikambanan'ny zanaka am-pielezana, na mitaky ny fionganan'i Bashar Al Assad sy ny fitondràna izany, na mihirahira ny fitiavany azy. Jereo ity fanangonana lahatsary ity mampiseho ireo fihetsiketsehana maneran-tany.

11/08/2011

Video Lahatsoratra
Moldova: Fidarohana Mpanao Gazety Nahatonga Resabe Tao Amin'ny Aterineto Momba Ny “Fomba Fiteny “

Tohin'ny lahatsoratra

Nahatonga resabe tao amin'ny aterineto momba ny habibiana izay nizizotra ela loatra teo amin'ny Moldavy maro an'isa sy ireo Rosiana vitsy an'isa ao amin'ny firenena ny herisetra iray nianjady taminà mpanao gazety Moldavy iray.

18/06/2011

Moldavia: +1 Vote Fampielezan-kevitra Miroborobo Alohan'ny Fifidianana Ben'ny Tanàna

Tohin'ny lahatsoratra

Hiatrika ny fampiharana demokrasia hafa indray ny renivohitr'i Moldavia, Chisinau amin'ny Alahady 19 jona, ka ho hita eo ny lany amin'ny fihodinana farany amin'ny fifidianana ben'ny tanàna ao an-toerana na ny liberaly...

04/06/2011

Moldavia: Liga Islamica sy ny Fandeferana ara-Pinoana (misy fetra)

Tohin'ny lahatsoratra

Ny fanoratana ho ara-dalàna ny Ligy Islamika tany am-piandohan'ity lohataona ity tao Moldavia dia niteraka fanehoan-kevitra miiba sy hetsi-panoherana teo amin'ireo mpanao politika avy ao an-toerana, ny mpitondra fiangonana Ortodoksa sy ny olon-tsotra. Diana Lungu mandika ny sasantsasany avy amin'ny valintenin'ireo bilaogera Moldavy.

Faritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny