Tantara mikasika ny Paortigey tamin'ny Marsa, 2015
Misaona Ny Demokrasia Ireo Mozambikàna, Taorian'ny Famonoana Ilay Mpiaro Ny Lalàm-panorenana
"Quo vadis Mozambique?" Hankaiza ianao ry Mozambika?
Lahatsary Misy Olon-tsotra Iray Lazaina Fa Darohan'ny Miaramila, Nahatohina Ny Tao São Tomé Sy Príncipe
Ilay sary lazaina eto dfia mampiseho tovolahy iray mipetraka amin'ny tany, tsy mitafy afa-tsy atin'akanjo, raha ireo miaramila kosa—raha ny fahitàna azy dia toa manamboninahitra ambony ao amin'ny Tafika Mitam-piadiana ao São Tomé sy Príncipe—midaroka azy tsy misy indrafo