Tantara mikasika ny Poloney tamin'ny Janoary, 2011
Polonina: Mpamaham-bolongana voampanga fa nitsikera nataony ny Ben'ny tanàna iray
Nanoratra momba an'i Łukasz Kaprowicz mpanao gazety sady mpamaham-bolongana Poloney nomelohina ho nanao fanaratsiana noho ny tsikera nataony tamin'ny Ben'ny tanànan'i Mosina tao amin'ny bolongany i Jakub Górnicki.