Below are posts about citizen media in Polish. Don't miss Global Voices po polsku, where Global Voices posts are translated into Polish! Read about our Lingua project to learn more about how Global Voices content is being translated into other languages.
Tantara farany mikasika an'i Poloney
01/03/2012
Polonina: Fanambarana Iombonan'ny Zanaky ny Web
Mpaka sary sady poety poloney Piotr Czerski (tsidiho ny momba momba azy ao amin'ny Wikipedia teny poloney) no nanoratra voalohany indrindra tamin'ny teny Poloney ny “Fanambarana Iombonan'ny Zanaky ny Tambajotra” izay nanomboka niparitaka...
27/01/2012
Polonina: Hanao Sonia ny Fifanekena ACTA Ny Governemanta Na Dia Eo Aza Ny Hetsi-panoherana
“Tsy dia manova firy ny lalàna Poloney na ny zon'ny mpiserasera sy ny fampiasana Aterineto ny fifanekena Acta” – na dia teo aza ny ny hetsika goavana tamin'ny Aterineto sy ny...
16/12/2011
Polonina: Miresaka Momba Ny Tolo-dalàna Hampidirana Indray Ny Fanamelohana Ho Faty Ireo Mpiondana Aterineto
Ilay mpitarika ny antoko mpanohitra lehibe indrindra ao Polonina dia nanambara fa mankasitraka ny fampidirana indray ny fanamelohana ho faty ho an'ireo "heloka bevava mahatsiravina." Ary na dia ny filazàna faran'izay bitika momba izany fomba fijery ny sazy faratampony izany aza dia mety horaisina ho làlana iray enti-mandrombaka mpifidy, kanefa dia niala àny koa adihevitra iray goavambe mikasika ilay lohahevitra. Anna Gotowska no mitatitra.
15/11/2011
Polonina: Ny “Open Government Data Camp 2011″ Sy Ny Ho Avin'ny “Open Data”
Tao Varsovie ny "Open Government Data Camp" tamin'ity taona ity, Afaka miresaka amin'ireo" techies" ianao, ireo mpikambana avy aminà ONG mpandàla ny mangarahara, ireo mpanao gazety, ireo mafàna fo ara-tsôsialy, ireo tompon'andraikitra avy aminà governemanta, ireo solontenan'ny Kaomisionan'ny Vondrona Eoropeana sy ny sisa. Jakub Górnicki no nanao tatitra.
11/10/2011
Polonina: Hetsika Facebook Manindry Ny Mpanao Politika
Nandritra ireo roa volana lasa, nisy hetsika iray tao amin'ny Facebook nantsoina hoe “Appeal to parliamentarians” [pl], na "Antso ho an'ireo Parlemantera", izay nanana mpanjohy maherin'ny 60.000, nanangona vaovao avy eny ifotony mba hanatsaràna ny tontolon'ny lalàna Polone. Aty alohan'ny 9 Oktobra 2011, fifidianana izay ho parlemantera, nanolo-kevitra an'ireo antoko politika ireo mpikarakara ary nanome toky fa hanampy ireo izay manohana ny hevitra lanin'ny betsaka amin'ireo mpiondana aterineto.
29/06/2011
Horonantsary: Fankalazana ny Fisarahan-taona
Arendrina, dihy, voninkazo ary afondasy no fitaovana sasantsasany ampiasaina amin'ny fankalazana manerana izao tontolo izao ny Fisarahan-taona Lohataona sy Ririnina. Andeha hitety izao tontolo izao hijery ireo karazam-pankalazana niseho: Fisarahan-taona...
24/02/2011
Polonina: Nampahafantarina ireo bilaogy tsara indrindra tamin'ny taona 2010
Mamerina mijery ireo mpandresy tamin'ny fifaninanan'ny poloney tamin'ity taona ity eo amin'ny "bilaogy tsara indrindra nandritra ny taona" i Jakub Górnickilish.
30/01/2011
Polonina: Mpamaham-bolongana voampanga fa nitsikera nataony ny Ben'ny tanàna iray
Nanoratra momba an'i Łukasz Kaprowicz mpanao gazety sady mpamaham-bolongana Poloney nomelohina ho nanao fanaratsiana noho ny tsikera nataony tamin'ny Ben'ny tanànan'i Mosina tao amin'ny bolongany i Jakub Górnicki.
22/04/2010
Polona: Fahoriana lalina tany anaty aterineto taorian'ny 10.04.2010
Sylwia Presley dia mitatitra fa samy nanova ny loko lafiky ny tranonkalany lokon-davenona, mainty ary fotsy ny vavahadin'izy ireo avy ireo mpilaza vaovao amin'ny aterineto, ireo mpilaza vaovao ara-tsosialy, ireo tranonkalan'ny governemanta ary ny vavahadin'ny tranonkalan'ireo fikambanana Poloney erak'izao tontolo izao koa dia mba nanova ny loko lafiky ny tranonkalany lokon-davenona, mainty ary fotsy ho fanehoan'izy ireo ny fiaraha-miory amin'ny firenena.
17/04/2010
Polonina: 10 aprily 2010 Sabotsy mainty, Andro fisaonana
Satria isika mbola mamakivaky tanteraka ao anatin’ny 24 ora voalohany amin'ny fangirifirian’ny firenena Poloney, maneho hevitra mikasika ny zava-nitranga io maraina io ireo fampahalalam-baovao ara-sosialy isan-karazany, raha namoy ny Filoham-pireneny sy olo-manan-kaja hafa miisa 95 i Polona.






























RSS ho an i Poloney 




tena mampijaly vahoaka tokoa ity TGV ity , betsaka @zao no tsy misakafo afatsy...