Tantara mikasika ny Malayalam tamin'ny Desambra, 2013
Tia Volamena i India. Koa Nahoana i Rima Kallingal Mpilalao Sarimihetsika No Nanorin-tokantrano Tsy Niravaka Azy io ?
"Tiako ny hampiasa ity fiainana mahafinaritra ananako ity sy ity sehatra mahasondrina izay nomen'ny sarimihetsika ahy ity mba handefasako ny fifidianako mafonja ny fanoherana ny rafitra fampanarahana harena ny vehivavy hanorina tokantrano, izay narahantsika tamin-kenatra sy tamim-pahanginana."