GlobalVoices anaty

Malayalam

Tahiry Sokajinteny · 6 Lahatsoratra


Tantara farany mikasika an'i Malayalam

11/02/2013

Vongan-dranomandry Fatwa, Mifanaiky Ny Hisintaka Ny Sehatra ilay Tarika Vehivavy Voalohany Tao Kashmir

Tohin'ny lahatsoratra

Nisintaka ny tarika voalohany tsy ahitàna afa-tsy vehivavy miangaly gadona rock avy any amin'ny faritra Indiana iray rotiky ny ady ao Kashmir taorian'ny didy iray navoakan'ny mpitari-pivavahana silamo iray milaza fa tsy mifanaraka amin'ny maha-Silamo ny fitondrantenan'ireo vehivavy. Lasibatr'ireo fanimbazimbana tety anaty sy ivelan'ny aterineto ihany koa ilay tarika mpiangaly mozika nandalo toy ny aloka.

15/01/2013

Manorisory Olo-Tsotra ny Polisy ao Kerala, India

Tohin'ny lahatsoratra

Namelona adi-hevitra mafana sy ny fomba fitandroana ara-maoraly ny filaminana ao amin'ny fiaraha-monina ny tranga nisy tao Delhi. Ankoatra ny toetran'ny fiaraha-monina, ahoana raha ny polisy indray no manorisory ny olo-tsotra fa tsy misoroka amin'ny heloka tahaka izany? Vao haingana dia haingana tany Kerala no nahitana tranga telo tahaka izany izay niadian-kevitra tao amin'ny media sosialy.

28/12/2012

India : Adi-hevitra Manodidina ny Famonoana ho Faty Noho ny Fanolanana

Tohin'ny lahatsoratra

Delhi, sy ny fiantsoana azy mampiahiahy ho ‘renivohitry ny fanolanana’ no nanatri-maso indray ny fanaovana an-keriny  vehivavy 23 taona (jereo ny tatitry ny Global Voices), izay niteraka fihetsiketseham-panoherana goavana tao an-drenivohitra sy...

09/02/2012

Video Lahatsoratra
Malezia: Fikambanana Miaro ny Zon'Olombelona Amin'ny Alalan'ny Lahatsary

Tohin'ny lahatsoratra

Ny KOMAS dia fikambanana iray any Malezia izay mampiasa ny famokaran-dahatsary ho fitaovana hanabeazana sy hiarovana ny zon'olombelona eo amin'ny sehatry ny tsy fanavakavahana, ny maha-olompirenena, ny fiarovana eny ifotony ary amin'ny fitaizana momba ny fifidianana mbamin'ny famoronana lahatsarin-tahirinkevitra.

23/05/2010

Amerika Latina: Fankalazàna ny Andron'ny Aterineto isam-paritra

Tohin'ny lahatsoratra

Ny Andron'ny Aterineto dia hetsika fanao any Espana nanomboka tamin'ny taona 2005 ka niparitaka maneran-tany izay isaorana ny Firenena Mikambana, nanondro ny 17 Mey ho Andro Iraisam-pirenenan'ny Fiaraha-monin'ny fampahalalam-baovao. Tamin'ity...

05/09/2008

Ezypta : Miarahaba tonga soa ny volana masin’ny Ramadany

Ny volana masin’ny Ramadany, nanomboka ny Alatsinainy teo, dia manana ny tsirony manokana any Azypta, ka noravàhana hifanaraka amin’izany ny lalàm-be rehetra.Mpitoraka blaogy iray no maneho ny lokony sy mitondra...

Faritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny