Tantara mikasika ny Malagasy tamin'ny Avrily, 2009
D.R.kongo: Fahatezerana amin'ny fanadihadian’I Kabila ao amin’ny New York Times
Nandefa tsikera ho an'ny filoha Kongoley Joseph Kabila tamin'ny fanadihadiana azy tao amin'ny New York Times ny tontolon'ny blaogy Kongoley . tao anatin'izany i Kabila dia niresaka momba an'ny Rwanda, ny AFRICOM, ny famatsiam-bola sinoa, ary ny fitiavany ny moto. Niresaka momba ny fahasarotan'ny fahitàna fanampiana tsara ihany koa izy;...
Jordana: Fampisehoana andrana ny fitaovana ara-Teknolojia Arabo
nanatrika ny fiantombohan'ny Andrana Hafainganana Arabo (Arab Crunch Demo) ny Jordanianina Mohammad Azaraq, ny blongana iray izay mikendry ny fampisongadinana ny Arab technology start-ups, ary mizara ihany koa izy ny zavatra hitany ao anatin'ity lahatsoratra ity.