Tantara mikasika ny Masedoniana tamin'ny Novambra, 2013
Global Voices Meetup Any Skopje, Makedonia
Hotontosaina amin'ny 30 novambra ho avy izao ao Skopje, Makedonia ny Global Voices Meetup manaraka. Miangavy anao miaraha aminay amin'io fivoriana io handrafitra ny hoavin'ny fikambanana GV Makedoniana