Tantara mikasika ny Masedoniana tamin'ny Oktobra, 2011
Masedonia: Bitsika An-tapitrisany – Tononkalo Dika Sangisangy “Existentialist”
Ilay mpitoraka blaogy iskra_iskric dia tsy nihambahamba nanova hira rock faheno iray an'ny tarika Arhangel hifanaraka amin'ny zava-misy amin'ny virtoaly, ka namorona tononkalo [mk] vaovao tamin'ny bitsika.