Tantara mikasika ny Koreana tamin'ny Marsa, 2015
Manaratsy Endrika Fotsiny An'i Japana Ny Fandàvany Ny Andraikiny Naka Olona Ho Andevon'ny Filàn'ny Nofo Tamin'ny Ady Lehibe Faharoa
"Arakaraky ny ilazanareo fa “Tsy misy olana, satria makorelina ry zareo ireny. Sy hoe fifanarahan'olon-tsotra no nitondra azy ireny, fa tsy ny miaramila Japoney," no vao mainka manaratsy endrika anareo"