Tantara mikasika ny Koreana tamin'ny Aogositra, 2010
Korea Atsimo: Naato ny fitakiana ny mombamomba izay hiserasera
Any Korea Atsimo , nampahafantatra ny fahalalam-bahoaka (notion publique) fa navelantsika hiharatsy ny toe-draharaha satria voasakana ny vavahady lehibe Koreana iray raha nanandrana ny nanangona ireo mombamomba ny olon-tsotra manokana.