Tantara mikasika ny Koreana tamin'ny Avrily, 2008
Korea: Tsy fahampian’ny vary fahiny sy ankehitriny
Hita ombieny ombieny ity resaka olana ara-bary ity. Nisy hetsika mafimafy ihany natao teto Korea ho fanoherana ny fanokàfana ny tsenan’ny vary amin’ny firenena hafa. Mpikirakira aterineto iray nandray anjara tamin’ny hetsika ho famelàna ny tsena ho an’ny eto an-toerana ihany no miresaka momba ny fahiny sy ny ankehitriny. 15년전...