2008-08-07
Korea: Fanompoam-pirenena sy fandavana raharaha miaramila
Tsy niverina tany amin'ny vondro-tafika nisy azy ny zatovolahy iray manatontosa ny raharaha miaramilany any amin'ny polisy rehefa avy nahazo fialantsasatra kely ary nanambara ny adin-tsaina mahazo azy (ho fandavana ny raharaha miaramila). Araka ny nolazainy dia mahatsiaro tena ho meloka izy taorian'ny fandravana fihetsiketseham-panoherana iray amin'ny alalan'ny fijoroana an-dalambe ...
2008-04-18
Korea: Tsy fahampian’ny vary fahiny sy ankehitriny
Hita ombieny ombieny ity resaka olana ara-bary ity. Nisy hetsika mafimafy ihany natao teto Korea ho fanoherana ny fanokàfana ny tsenan’ny vary amin’ny firenena hafa. Mpikirakira aterineto iray nandray anjara tamin’ny hetsika ho famelàna ny tsena ho an’ny eto an-toerana ihany no miresaka momba ny fahiny sy ny ankehitriny.
15년전 15년전 ...
2008-01-29
Korea : Ho firenena mpiteny anglisy ?
Hiteny anglisy avokoa ny Koreana rehetra afaka fotoana fohy. Hiakatra ve sa hidina ny faneriterena raha miteny anglisy ianao na tsia? Nilazain’ny governemanta vaovao, ekipa tetezamitan’i Lee Myung Bak fa ho ampianarina amin’ny teny anglisy avokoa ny taranja rehetra. Herinandro taty aorian’ny nanambarana io drafitra io dia mbola henika ity ...
2007-10-24
Korea: Efitra fanovozam-baovao sy fahafahan'ny gazety
Nanapa-kevitra ny hanakatona ny Efitra Fanovozam-baovao ho an’ny Haino aman-jery araka ny efa nolazainy mialoha ny governemanta Koreana Tatsimo ny 12 oktobra lasa teo. Nanohitra izany tamin’ny heriny manontolo ny mpanao gazety ary nanasokajy io tranga io ho any amin’ny fahafahan’ny mpanao gazety Koreana ny Gazety iraisam-pirenena.
Ahoana hoy ny Olonineto ...
2007-09-24
Korea: Ny toetra araka ny sokajindra
Manambara ny mpikaroka ao amin’ny Oniversiten’Yonsei fa vao nahatontosa fikarohana manaporofo fa samihafa araka ny sokajin-dra ny toetra manokana mahaizy ny olona iray (personality). Niorina tamina volavolam-pikarohana 50 mikasika ny karazana sokajin-dran’ny mpianatra teratany sy vahiny, noraisin-dry zareo hanampy (isa) ny valim-pikarohana ihany koa ny tranga hafa re sy ny ...





Korea: Efitra fanovozam-baovao sy fahafa...
- Isaky ny mamaky ny lahantsoratrao dia tena gaga sy miaiky anao aho Ra-...
Tohiny »