Below are posts about citizen media in Japanese. Don't miss Global Voices 日本語, where Global Voices posts are translated into Japanese! Read about our Lingua project to learn more about how Global Voices content is being translated into other languages.
Tantara misongadina mikasika an'i Japoney
Japana: Ahoana ny Fomba Ampihenana ny Fandaniana sy Hitsitsiana Herinaratra?

Nahenan'ny mponina ao Japana ny fandanian'izy ireo hatramin'ny nampiharana ilay fepetra fitsitsiana herinaratra mba hiatrehana ny tsy fisian'ny angovo. Amin'izao fotoana izao, dia 19 amin'ireo 54 mpamerin-tosika nokleary...
-
Japana: Ny Hazakazaka Fiarakodia Amin'ny Alina Ho Kolotsaina Vaovao
28/06/2011
-
Japana: Onagawa, ilay tany fonenako fahiny 25/03/2011
-
Japana: “Izay indray ilay feo”
17/03/2011
-
Japana: Tahotra any Fukushima 14/03/2011
-
Japana: Ny ao Tokyo taorian'ilay horohorontany
11/03/2011
Tantara farany mikasika an'i Japoney
21/05/2013
20/04/2013
Tsy Misy Fialantsiny Intsony – Mizara Propagandy ‘Hosoka’ Ny Mpisera Facebook Ao Japana
Nanasonia sy nizara sary namboamboarina, izay jerena toa trakitra ofisialy sy manasongadina ny voka-dratsin'ny (fifonan'i?) Japana teo amin'ny Tantara ho an'ny zanaky ny Firenena, tsy tamin'ny fahalalana ny mpisera facebook japoney an'arivony. Nanondro...
29/03/2013
Lahatsary Ahitàna Mpianatra Misedra Ny Tsenan'asa Tsy Misy Indrafo Ao Japana, Mihodina Be Aty Anaty Aterineto
Lasa mihodinkodina be aty anaty aterineto ny lahatsary fanentanana fohy mampihetsi-po "Recruitment Rhapsody", izay fitaratry ny dingana henjana sy feno sakana ho amin'ny fihazakazahana mitady asa izay tsy maintsy iaretan'ireo Japoney mpianatra, ary efa in-350.000 no nisy nijery
19/02/2013
Manakenda Ny Artista Ny Lalàna Ao Japana Mikasika Ny Fahavetavetana
Nosamborina ilay mpaka sary lamaody antsoina hoe Leslie Kee noho ny famarotana sary mamoafady tamin'ny fampirantiana nataony farany teo tao Tokyo. Fa fanehoana talenta ve ny sanganasany sa fanehoana fahavetavetana? Ao anatin'ity lahatsoratra ity isika dia mahita ny fisian'ny lalàna izay 'manamavo' ny fanehoana ny talenta ao Japana.
27/01/2013
10/01/2013
Manjavona Ireo Toerana Mahaleotena Fijerena Horonantsary Tany Japana
Miala tsirairay eo amin'ny sehatry ny fandraharahana ireo toerana mahaleotena fijerena horonantsary ao Japana. Nanova ny endrik'ireo araben'i Tokyo ny onjan'ny fanakatonana ireo toerana fijerena horonantsary. Very toerana ireo olona izay zatra miaraka sy mandany fotoana tany amin'ireo teatra ntaolo ireo.
06/01/2013
Aostralia: OVNI Miteraka Adin-teny
Lahatsari-na OVNI iray tany Queensland, Aostralia niteraka sahoan-dresaka tao amin'ny tontolon'ny twitter hatramin'ny mpino ny fisiany ka hatramin'ny tsy manaiky resy lahatra.
02/01/2013
Kanji-n'ny Taona 2012 ho an'i Japana
Ny Japan Kanji Aptitude Testing Foundation dia nanambara [ja] tamin'ny 12 Desambra 2012 fa ny kanji tamin'ny taona 2012 dia ny volamena (金). Ahoana no fahitàn'ireo mpisera anaty aterineto an'io fanambaràna io sy ny jeritodika nataon'izy ireo ny taona 2012?
17/12/2012
Manelingelina Ny Fahazotoana Politika An-tserasera Ny Lalam-Pifidianana
Raha mianoka tanteraka ny fahalalahana amin'ny aterineto ny Japoney, dia miova kely izany toe-draharaha izany amin'ny fotoam-pifidianana. Ny Lalam-pifidianam-panjakana ao amin'ny firenena no mandrara ny ny kandidà ara-politika tsy hamoaka tahirin-kevitra na...
13/12/2012
Fiarovana Ireo Anaovana Tsongo Dia Ao Japana
Nivory ireo vondrona miiasa sivy ambi-efapolo izay manao fanentanana hanafoanana ny herisetra mihatra amin'ny vehivavy ary nanao fanambarana miaraka [ja] izy ireo tamin'ny 19 Novambra 2012, miantso ny amin'ny tokony handraisana fepetra...






























RSS ho an i Japoney 








Rehefa App ny resaka dia fampiasa na fampiharana no tsara iantsoana azy kokoa