Tantara mikasika ny Italiana tamin'ny Jolay, 2015
Saka sy Zana-tsaka Mameno Ny Pejy Facebook-n'ireo Mpanao Politika Italiana Manohitra Ny Fifindramonina
#gattinisusalvini dia flashmob virtoaly midika hoe “mitondra ireo saka kely mpitondra hafatra fitiavana ao amin'ny rindrin'ireo izay tena mandray ny fiainana ho matotra loatra."