Tantara mikasika ny Hongroà tamin'ny Janoary, 2012
Hongria: “Orbán No Nofidianay Fa Tsy i Goldman Sachs”
Taorian'ny hetsika maromaro nanoherana ny politikan'ny fitondrana dia nanapa-kevitra ny hanao fihetsiketsehana ihany koa ny Hongroà mpanohana ny fitondrana tamin'ny Asabotsy lasa teo. Mitatitra ho antsika i Marietta Le.