GlobalVoices anaty

Hongroà

Tahiry Sokajinteny · 14 Lahatsoratra


Below are posts about citizen media in Hungarian. Don't miss Global Voices Magyarul, where Global Voices posts are translated into Hungarian! Read about our Lingua project to learn more about how Global Voices content is being translated into other languages.

Tantara farany mikasika an'i Hongroà

19/05/2013

Hongria : Mpanao Politika Namono Vady, Alika Jamba No Meloka

Tohin'ny lahatsoratra

Novelesin'i József Balogh, mpanao politika iray amin'ny antoko eo amin'ny fitondràna Hongroa ny vadiny ary tsaboina any amin'ny toeram-pitsaboana. Nambarany fa naronjon'ny alika jamban'ny fianakaviana izy, nefa ilay vehivavy nilaza fa novonoin'ilay mpanao politika izy. Mandinika ny momba ireo memes sy ny adihevitra nahatonga io olana io i Marietta Le.

24/01/2013

Hongroà Mpianatra Manao Hetsi-panoherana, Miatrika Sazy, Mitohy Mitolona

Tohin'ny lahatsoratra

Ny Desambra 2012, nitambatra hanohitra ny fampihenana goavana ny isan'ireo azo raisina amin'ny sekoly ambony ireo mpianatry ny anjerimanontolo sy sekoly ambony Hongroà. Mitohy ny tolon-dry zareo hisian'ny fidirana maimaim-poana

16/01/2013

Tafatafa Niaraka Tamin'i Szabolcs Panyi, Tonian-dahatsoratry ny Global Voices Hongroà

Tohin'ny lahatsoratra

Szabolcs Panyi, 26 taona, dia mpanoratra sy tonian-dahatsoratra ao aminà bilaogy Hongroà iray malaza, Véleményvezér ("Mpitari-kevitra”). Nanatevina laharana ny Global Voices amin'ny teny Hongroà izy tamin'ny Septambra 2011, ary hatramin'ny Martsa 2012 izy no lasa tonian-dahatsoratra mpanampy ato amin'ny tranonkala. . Global Voices

24/12/2012

Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola

Tohin'ny lahatsoratra

Any Hongria, ambetin-dresaka mahaliana hatrany ao anatina ady hevitra ny rafim-pampianarana tsy andoavam-bola ho an'ny sarambam-bem-bahoaka. Tamin'ity herinandro ity, nivadika ho hetsi-panoheran'ireo mpianatra nanerana ny firenena izany ady hevitra izany.

19/12/2012

Niantso Ho Amin'ny Fitokonana Faobe Ny Mpianatra Hongroà

Tohin'ny lahatsoratra

Tamin'ny herinandro lasa, nanao fihetsiketsehana ny mpianatry ny lisea sy ny kolejy nanomboka ny Alatsinainy hatramin'ny Zoma. Tamin'ity herinandro ity, mbola mitaky hatrany ny tanora fa tokony hametraka fetr'isan'ireo mpianatra horaisina...

02/08/2012

Hongria: Vitsy Mpiresaka Amin'ny Media Sosialy Ny Olaimpika

Tohin'ny lahatsoratra

Mitana ny laharana faha-12 ankehitriny ny ekipa hongroà eo amin'ny tabilaon'ny fanisana medaily Londres 2012 amin'ny ankapobeny raha efatra ny totalin'ny medaily olaimpika ary roa ny medaily volamena amin'izany.Saingy sarotra hita ao amin'ny media sosialy hongroà ny resaka momba ireny voka-dalao ireny sy ny vaovao hafa mahasahana ny lalao olaimpika

23/02/2012

Hongria: Misy Loza Iray Hafa Miforona Mandrahona ny Tontolo Iainana

Tohin'ny lahatsoratra

Ny Oktobra, nitarika loza goavana indrindra teo amin'ny tontolo iainana teo amin'ny tantaran'i Hongria tato ho ato ny firarahana fotaka mena mahafaty avy amin'ny fitahirizana tany Kolontár. Mampifantoka ny saina amina fitahirizana fakon'akora mampidi-doza ny Atlatszo.hu sy ny Greenpeace, any amin'ny vohitr'i Almásfüzitő, izay "mitete tahaka ny spaonjy" ary efa miteraka fahasimbana eo amin'ny tontolo iainana sy eo amin'ny fahasalamana sahady.

31/01/2012

Hongria: “Orbán No Nofidianay Fa Tsy i Goldman Sachs”

Tohin'ny lahatsoratra

Taorian'ny hetsika maromaro nanoherana ny politikan'ny fitondrana dia nanapa-kevitra ny hanao fihetsiketsehana ihany koa ny Hongroà mpanohana ny fitondrana tamin'ny Asabotsy lasa teo. Mitatitra ho antsika i Marietta Le.

29/04/2011

Hongria: Ireo rôma ao Gyöngyöspata, nafindra toerana sa nitsangatsangana paka?

Tohin'ny lahatsoratra

Tato ho ato izao dia foiben'ny fifandirana eo amin'ireo rôma sy ny Hongroa ny faritra avaratr'ity firenena ity. Tao Gyöngyöspata, ohatra, fikambanana ivelan'ny tafika no nilahatra iray volana lasa izay,...

10/01/2011

Hongria: Fanentanana ho fanamaintisana manerantany

Tohin'ny lahatsoratra

Ireo olon-tsotra mpiaro ny fahalalahana maneho hevitra dia miezaka mitazona ny haavon'ny fandrakofana iraisampirenena amin'ny alalan'ireo fitaovam-pifandraisana ao amin'ny aterineto. Vondrona iray antsoina hoe Blackout for Hungary (Haizina ho an'i Hongria) no nanainga fanentanana iray maharitra 24 ora nanomboka tamin'ny 5 Janoary teo hanoherana ilay lalàna vaovao momba ny media nampidirina tamin'ny 1 Janoary. Mitatitra i Marietta Le.

Faritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny