Tantara mikasika ny Hindi tamin'ny Aogositra, 2014
Mampanantena Fanovana Marobe Ny Tetibola Voalohan'ny Praiminisitra Indiana Modi, Anisan'izany Ny Fanamboarana Sarivongana Lava Indrindra Manerantany
Niteraka fanehoan-kevitra maro isan-karazany ny tetibola voalohany an'i Narendra Modi. Niteraka resabe ihany koa ny tetibola 34 tapitrisa dolara hanamboarana sarivongana lava indrindra manerantany.