Tantara mikasika ny Hindi tamin'ny Avrily, 2011
India: Ny Fandrisihana ny Vehivavy sy ny Lahatsary am-Bilaogy
Women Aloud Videoblogging for Empowerment (WAVE) dia sehatra iray sy fandaharanasa handrisihana ireo vehivavy any amin'ny faritra manodidina ny renivohitra any India hanehoan'izy ireo ny heviny anaty lahatsary eo amin'ny aterineto mikasika ireo lohahevitra mahakasika azy.