Tantara mikasika ny Hebreo tamin'ny Jolay, 2014
Maneho Hevitra Amin'ny Fanavaozana Ady Amin'i Gaza ny Israeliana
"Miteny daholo fa heloka an'ady ny mitifitra amin'ny sivily, fa tsy misy mahita sivily ny andaniny sy ny ankilany," hoy ny siokan'ilay Israeliana ankavia fironana Noam.