Tantara mikasika ny Hebreo tamin'ny Oktobra, 2011
Israely: Haravoana Sy Hatezerana Mitohy Noho Ilay Fifanarahana Shalit
Isan'ny fotoan-dehibe iray eo amin'ny tantara Israeliana ankehitriny ny fiverenan'i Gilad Shalit. Gilad Shalit, miaramilan'ny IDF (tafika Israeliana) dia nafahan'ny Hamas rehefa notanany nandritra ny 1.941 andro, ho takalon'ny gadra Palestiniana 1.027. Indreto ny sasantsasany amin'ny fanehoan-kevitra avy ao amin'ny tontolon'ny bilaogy Hebreo.