The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Hebrew Sokaja ara-teny

RSS ho an ny Hebrew

2008-08-02

Israel

Avy any Isiraely, Not a Fish (tsy trondro) no nanoratra ny fianarana momba ny lalàm-pifamoivoizana ho an'ny mponina tsy jiosy any Isiraely - ary ny tanjona amin'izany dia ny hampihenana lozam-pifamoivoizana. Mpitondra fivavahana 250 no nanatrika nandritra ny indray andro ny lesona momba ny fiarovana ny ankizy,  fisorohana ny loza ary ny finoana silamo momba ny anjara izay mifanohitra amin'ny andraikitry ny tsirairay. Hatramin'ny voalohan'ny taona manko dia Arabo 86 amin'ny fitambarany 244 no matin'ny lozam-pifamoivoizana.

2008-01-08

Isiraely: Gilad Shalit atakalo gadra nahalatsa-dra

Gilad Shalit dia ilay miaramila isiraeliana iray voasambotry ny mpitolona Palestiniana teo ampiampitana sisintany tamin’ny 25 jona 2005, ary notazonin’ny Hamas nanomboka hatreo. Efa maromaro ihany ny fanelanelanana diplomatika hifanakalozana babo eo amin’ny Hamas sy Israel fa gadra palestiniana anjatony no takiana hanakalozana an’i Gilad. Dia namepetra ny isiraeliana fa ...