Tantara mikasika ny Grika tamin'ny Desambra, 2011
Gresy : “Tsy Tombon-dahiny Ho An'ny Mpanankarena Irery Ny Fiterahana!”
Gazety iray no namoaka fa misy amin'ireo hopitalim-panjakana ao Gresy no nandà ny hikarakara ireo vehivavy mihetsi-jaza, satria tsy manam-bola handoavana ny saram-pitsaboana 950 euro ao amin'ny hopitaly izy ireo.Veroniki Krikoni no manao ny fanadihadiana.