Tantara mikasika ny Alemàna tamin'ny Jona, 2015
Fampianarana Ambony hoan'ny Mpitsoa-ponenana Atsangan'ny Oniversite Antserasera Alemàna Iray
Afaka misoratra anarana tsy mila fanamarinana ny mombamomba na diplaoma ananana ny mpianatra, ary maimaimpoana tanteraka ny saram-pianarana. Tsy maintsy manamarina ny mombamomba azy kosa ireo mpianatra amin'ny fizarana diplaoma