Tantara mikasika ny Alemàna tamin'ny Desambra, 2013
Espaina : Tsy Hita Izay Meloka Tamin'ny Faharendrehan'i ‘Prestige’
Taorian'ny 10 taona nanaovana fanadihadiana sy 9 volana tany am-ponja, nohafahan'ny Fitsarana Avon'i Galice madiodio ireo olona telo voaheloka noho ny heloka vitany tamin'ny tontolo iainana .