Tantara mikasika ny Alemàna tamin'ny Marsa, 2012
Alemaina : Ny Fampahalalam-baovao anaty aterineto, tena #baomba (#bombe)!
Ny sampam-pitsikilovana miafina Alemàna dia nanara-maso mailaka efa ho 37 tapitrisa sy nandalinana azy ireny mba hamaritana raha toa ka mifandraika amin'ireo mason-tsivana isan-karazany mifamatotra amin'ny lohahevitra fampihorohoroana sy asa fanondranana an-tsokosoko isan-karazany, ohatra amin'izany ny teny hoe baomba. Sady sorena no mihanihany, ireto ny fanehoan-kevitra eny anivon'ny tambajotra sosialy alemàna naterak'ilay vaovao.
Polonina: Fanambarana Iombonan'ny Zanaky ny Web
Mpaka sary sady poety poloney Piotr Czerski (tsidiho ny momba momba azy ao amin'ny Wikipedia teny poloney) no nanoratra voalohany indrindra tamin'ny teny Poloney ny “Fanambarana Iombonan'ny Zanaky ny Tambajotra” izay nanomboka niparitaka tamin'ny Web amin'ny fiteny marobe samihafa, taorian'ny nivoahany tamin'ny 11 febroary 2012, tao amin'ny gazeti-paritra ao Poméranie, ao Polonina, Dziennik...