GlobalVoices anaty

Alemàna

Tahiry Sokajinteny · 12 Lahatsoratra


Below are posts about citizen media in German. Don't miss Global Voices auf Deutsch, where Global Voices posts are translated into German! Read about our Lingua project to learn more about how Global Voices content is being translated into other languages.

Tantara farany mikasika an'i Alemàna

15/03/2013

Sary Lahatsoratra
Misaona ny Mpanoratra Frantsay Stéphane Hessel ny Mafana fo Eran-tany

Tohin'ny lahatsoratra

Nodimandry tamin'ny alin'ny 26 Febroary 2013 lasa teo ny mpanoratra, mpisolovavan'ny zon'olombelona, sady mpitolon'ny Fiaretana (“résistance”) Frantsay, Stéphane Hessel, nanome aingam-panahy tamin'ny fahadisoam-panantenan'i  Eoropa sy Etazonia ka nitarika ho amin'ny fikarakarana...

08/03/2013

Lalana Ao Slovakia: “Asiana Lavaka Sy Hitazana ny Fitomboan'izany”

Tohin'ny lahatsoratra

Tamin'ity taona ity, ratsy dia ratsy ny toetry ny lalana ao Slovakia. Raha jerena, mbola ratsy kokoa noho ny tamin'ny taon-dasa. Tamin'ny 28 Febroary, nanoratra [sk] ny gazety SME fa ao...

20/02/2013

Sary Lahatsoratra Video Lahatsoratra
Lahatsary momba ny “One Billion Rising” Hetsika Manerantany miady ho an'ny Zon'ny Vehivavy

Tohin'ny lahatsoratra

Vehivavy iray ao anatin'ny telo no iharan'ny herisetra amin'ny fiainany. Tamin'ny 14 Febroary 2013, olona amanarivony manerantany no nanao fihetsiketsehana nanohitra ireo herisetra andavanandro tamin'ny alalan'ny dihy-fihetsika mirindra, hetsika artistika sy maro hafa.

15/06/2012

Alemaina: Hetsika Fanoherana ny ACTA ao Berlin – Fanairana ny Mpanao Politika, Fampatsiahivina Ho An'ny Mpiserasera

Tohin'ny lahatsoratra

"Aza adinoina ny manohitra ny ACTA" – tamin'izany teny vazivazy kely avy amin'ny mpikarakara ny hetsika fanoherana-ny ACTA izany no namaranana ny hetsika notontosaina tamin'ny 9 Jiona 2012, tao Berlin. Nitatitra i Kasia Odrozek.

09/03/2012

Alemaina : Ny Fampahalalam-baovao anaty aterineto, tena #baomba (#bombe)!

Tohin'ny lahatsoratra

Ny sampam-pitsikilovana miafina Alemàna dia nanara-maso mailaka efa ho 37 tapitrisa sy nandalinana azy ireny mba hamaritana raha toa ka mifandraika amin'ireo mason-tsivana isan-karazany mifamatotra amin'ny lohahevitra fampihorohoroana sy asa fanondranana an-tsokosoko isan-karazany, ohatra amin'izany ny teny hoe baomba. Sady sorena no mihanihany, ireto ny fanehoan-kevitra eny anivon'ny tambajotra sosialy alemàna naterak'ilay vaovao.

01/03/2012

Polonina: Fanambarana Iombonan'ny Zanaky ny Web

Tohin'ny lahatsoratra

Mpaka sary sady poety poloney Piotr Czerski (tsidiho ny momba momba azy ao amin'ny Wikipedia teny poloney) no nanoratra voalohany indrindra tamin'ny teny Poloney ny “Fanambarana Iombonan'ny Zanaky ny Tambajotra” izay nanomboka niparitaka...

22/02/2012

Tonizia: Taona Iray Taorian'ny Revolisiona, Mbola Mitohy Ny Teritery Atao Amin'ny Fahalalahana Maneho Hevitra

Tohin'ny lahatsoratra

Taona iray taorian’ny nanonganana ilay filoha teo aloha, mbola tandindonin-doza hatrany ny fahalalahan’ny fanaovan-gazety ao Tonizia. Tamin'ity herinandro ity, lehilahy telo mpanao gazety avy amin'ny famoahan-gazety Toniziana "Ettounisia" no samy nosamborina noho ny namoahany sary nahabe resaka mikasika toniziana iray mpilalao baolina kitra ao amin’ny Real Madrid, Sami Kedira sy ilay lasibika Lena Gercke miboridana..

05/02/2012

Video Lahatsoratra
Lahatsary Misongadina: Mozika, Tetikasa Ho An'ireo Zanatany, Hatezerana Ary Zava-mahagaga

Tohin'ny lahatsoratra

Lisitr'ireo tantara vao haingana sy mahaliana ka anisan'izany ireo lahatsary avy any Amerika Latina, Azia Antsinanana, Afrika Antsinanana Afovoany sy Avaratra ary Eoropa Antsinanana sy Afovoany, nofantenan'i Juliana Rincón Parra.

12/08/2011

Video Lahatsoratra
Siria: Famoriam-bahoaka Any Amin'ny Tanàn-dehibe Maneran-tany, Manohitra Na Momba An'i Bashar

Heno maneran-tany ny momba ireo hetsika any Siria. Nivory tany amin'ny ankabeazan'ireo tanàn-dehibe maneran-tany ireo Siriana anaty fikambanan'ny zanaka am-pielezana, na mitaky ny fionganan'i Bashar Al Assad sy ny fitondràna izany, na mihirahira ny fitiavany azy. Jereo ity fanangonana lahatsary ity mampiseho ireo fihetsiketsehana maneran-tany.

26/07/2010

Frantsa : Sahotaka tao amin'ny vondromp-piarahamonina mpifindrafindra taorian'ireo onja-na herisetra niharo tifitra

Tohin'ny lahatsoratra

Tamin'ny 18 Jolay, 22 taona taorian'ny namonoana nahafaty an'i Luigi Duquenet; nanetsika ny filaminan'ny tanàna Saint Agnana ireo rotaka tany amin'ny lemak'i Loire ary namelona avy hatrany indray ny baiko aman-dalàn'ireo hetsika raha mbola nanazava ireo fomba amam-panao manavakavaka atao amin'ny vahoaka Roma .

Faritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny