Tantara mikasika ny Zeorziana tamin'ny Desambra, 2014
Fitontongan'ny Vola Zeorziana Aseho Amin'ny Sary Novàna Tamin'ny Photoshop: Miala Avy Amin'ny 50 Cent Ary Tonga Amin'ny Hoe ‘Fanavotana Ny Miaramila Lari’
Nolemen'ireo "trangan-javatra avy ao anatinysy avy any ivelany" ny vola "lari" fampiasa manerana an'i Zeorzia, raha ny filàzan'ny banky foibe, nahatonga azy ho lasibatry ny fanadrohadroana tety anaty serasera.