Tantara farany mikasika an'i Zeorziana
20/01/2013
Manohitra Ny Fakana Lahatsary Miafina Avoaka Fahitalavitra Ny Mpikatroky Ny Zon'ny Pelaka ao Zeorzia
Nanambara [ka] ny sampan-draharahan'ny Fampanoavana ao Zeorzia tamin'ny 14 Janoary 2013, fa naka lahatsary miafina ireo olona fanta-daza manao firaisam-batana amin'ny olona mitovy fananahana aminy ny lehiben'ny Polisy[-n'ny] Miaramila teo aloha Megis Kardava. Nolazain'ilay...
03/08/2012
Mitandroka An'i Rosia ‘Lehibe’ i Georgia ‘Kely’ Miaraka Amin'ny Media Vaovao
Mampiasa ny fanoratana bilaogy mba hametrahana ny fahefana malefaka any Rosia i Zeorzia. Na dia mamoaka amin'ny teny Zeorziana aza ny ankamaroan'ireo bilaogy Zeorziana, dia misy ihany koa maromaro amin'ny Rosiana no mahay ny teny Zeorziana ao amin'ny sehatra fitorahana bilaogy malaza LiveJournal (LJ). Mampiasa tetikady voarindra aza ny governemanta Zeorziana amin'ny fanakaikezana ny vahoaka Rosiana amin'ny fampiasàna am-pahendrena ny media vaovao.
29/05/2012
Zeorzia: Andianà Mpitondra Fivavahana Ortôdôksa Nanafika Mafàna Fo LGBT
Teo am-panaovana diabe hanamarihana ny 17 May, Andro Manerantany Hiadiana Amin'ny Fanilikilihana, dia nosakanan'ny andianà Kristiana Ortodoksa ireo Olona Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana LGBT Zeorziana,tao Tbilisi, renivohitra Zeorziana. Tatitr'i Mirian Jugheli
27/09/2011
Zeorzia: Fifidianana Mpitondrateny Antenimiera Virtoaly
Mialoha ny fifidianana Antenimiera hotontosaina any Zeorzia amin'ny Oktobra 2012 dia i David Bakradze, Filohan'ny Parlemanta amin'izao fotoana izao, no mpikambana ao amin'ny antoko mitondra mavitrika indrindra ao amin'ny Facebook. Amin'ny...
23/06/2011
Zeorzia: Governemanta 2.0
Amin'ny fananana mpisera Facebook 621.640 ao amin'ny firenena, Zeorzia no tafiditra lalina indrindra amin'ity valantserasera ity eo amin'ny faritra. Miezaka ny hahazo ny olona an-tserasera ankehitriny ny sampandraharaham-panjakana sy ny manam-pahefana.
07/06/2011
Zeorzia: Tara amin'i Sharon Stone Ny Firenena Iray Manontolo
Tsy ny tale irery no tonga tao an-tanàna ho an'ilay hetsika, fa hatramin'ireo mpilalao sarimihetsika toa an'i Andy Garcia, Dean Cain sy ny hafa. Na izany aza, ny olona nasaina isan'ny tena nanana ny toerany indrindra dia ilay mpilalao sarimihetsika avy any Hollywood, Sharon Stone.
28/03/2011
Zeorzia: Mpanao gazety voaroaka fa niteny fankahalana tao @ Facebook
Ny 18 Marsa 2011 dia nandroaka ny roa tamin'ny mpanao gazetiny ny Fampielezam-peom-panjakana Zeorziana, dia i Giorgi Tukhareli sy i Giorgi Gabrichidze, noho ny teny fankahalana olona mitia mitovy fananahana...
17/01/2011
Zeorzia: Polisy noroahina taorian'ny nahafantarana azy tamin'ny Facebook
Taorian'ny hery tafaohatra nataon'ny polisy hanimbana ny fihetsiketsehana tany Tbilisi, Zeorzia, maro ny mpampiasa Facebook no nampiasa ny tranonkala hamantarana ireo tompon'andraikitra.
01/08/2010
Georgia (Zeorzia): Ady mangatsiaka, hasambàrana mangatsiaka
Herinandro monja mialoha ny tsingerintaona faharoan'ny ady tselatra teo amin'i Rosia sy Georgia [Zeorzia] hifehezana ny faritra mpisintaka ao Atsimon'i Ossetia, mamily ny fifantohan-tsainy ho any amina ady mangatsiaka iray misy eo amin'ireo firenena roa ireo kosa i Evolutsia, ny ao Abkhazia.






























RSS ho an i Zeorziana 



Rehefa App ny resaka dia fampiasa na fampiharana no tsara iantsoana azy kokoa