Tantara mikasika ny Frantsay tamin'ny Janoary, 2015
Fanomezam-Boninahitra Ataon'ny Mpianatra amin'ireo Lasibatry ny Fanafihana natao tamin'ny Charlie Hebdo
Omen'ny mpianatra voninahitra ireo lasibatry ny famonoan'olona.
Fandàvana Fanitrihana Am-pàsana Ny Zazakely “rom” Tao Frantsa : Anelanelan'ny Hatezerana Amin'ny Maha-olona Sy Ny Fahabangàn'ny Lalàna
Nolavin'ny ben'ny tanànan'i Champlan ny handevenana zazavavikely iray tao amin'ny kaominina iadidiany satria hoe tany amin'ny kaominina hafa no natao ny filazana fahafatesana.
Fefy Vy Iadiana Amin'ny Tsy Manan-kialofana Ao an-Tanànan'i Angoulême
Ny fety tao an-tanànan'i Angoulême tamin'ity taona ity dia nandray fepetra manohitra ireo olona tsy manan-kialofana. Niparitaka ny tsy fankasitrahana, haharitra ve izany?