Tantara mikasika ny Frantsay tamin'ny Septambra, 2014
Zavatra 8 Tianao Ho Fantatra Momba An'i Madagasikara Saingy Tsy Sahinao Nanontaniana
Raha efa nandalo ny eritreritrao ny hitsidika an'i Madagasikara na koa ny fitiavana hahalala fotsiny ilay nosy, ireto misy sehon-javatra vitsivitsy tokony hosainina.
Inona avy no Mety Hahazoana ny Aretina Ebola Eto Madagasikara ary efa Misy Ve Rafitra Ara-Pahasalamana Iatrehana Izany ?
Nisy fanadihadiana nanamafy fa misy firenena afrikana 15 ahiana ho mora tratrany satria mitovitovy toetra ara-pahasalamana amin'ireo firenena efa tratrany. Ao anatin'izany i Madagasikara. Nanamafy i Kolo Roger fa efa vonona i Madagasikara, misalasala amin'izany kosa ny hafa.
Manao Fanamby Momba ny Hanohanana, Ny Ady Ary Ny Pôlitika Ireto Karazany 8 Toy Ny Ice Bucket
Manovaova ny endrik'ilay hetsika miparitaka be ao anaty aterineto ny olona, manomboka amin'ny hetsika “Lather Against Ebola” iadiana amin'ny Ebolà any Côte d'Ivoire, ka hatramin'ny "Rubble Bucket Challenge" ho an'ny ankizy any Gazà.
Ice Bucket Challenge An'i ALS : Inona Avy Ireo Lesona Azo Tsoahana ?
Tsy azo lavina fa lasa maro ny olona mahalala bebe kokoa momba ny ALS noho ny teo aloha, anefa nanome tsiny ilay hetsika ireo tsikera hoe manome vahana bebe kokoa ny fanbandratan-tena fotsiny ilay izy.
Afrikana Sisampatin'ny Ebola: Mitantara Ny Fahasitrànany Sy Ny Fanilihan'ny Fiaraha-Monina
"Misaotra an'Andriamanitra tamin'ny fisian'ireo dokotera ireo. Nanome taratasy ahy izy ireo izay manaporofo fa sitrana tamin'ny aretina Ebola aho sao mantsy misy olona tsy mino izany."
Mamely Ny Ebola, Ahoana Ny Hanentanana ny Bilaogera Gineana
Fa inona no nitranga tamin'ny tontolon'ny bilaogy Gineana? Manana tontolon'ny bilaogy ve i Ginea? Sa tontolon'ny Twitter? Sa matetika isika toa mpitazana mandalo fotsiny ny aretin'izao tontolo izao? Inona no andraikitra raisintsika amin'ny maha-olom-pirenena ao amin'ny aterineto?
Alzeria : Henatra sy Hatezerana Taorian'ny Fahafatesan'i Albert Ebossé, Kamerone Mpilalao Baolina Kitra, Noho Ny Zavatra Natoraky Ny Mpijery
"Tsisy faniriana hanohy ny fiadiana ny tompon-daka intsony taorian'ny nahafatesan'i #Ebosse! #Disgusted (rikoriko). Mbola manan-danja lavitra nòho io fatin-javatra io ny fiainanay."
Nianjera Ilay ‘Kamiao Skunk’ Israeliana: Faly ny Palestiniana, Fa Inona io No Tena Marina?
Alaivo sary an-tsina anie hoe maka faty miha miparitaka avy ao amin'ny rano maloto miandrona ianao, mametraka iny ao anaty fitaovana fanapotehana ary manatsifotra ilay tsiranoka maloto amin'ny tarehinao. [...] Izany ny 'skunk.'
Afrika : Dobo Vaovao Anovozan'ny Fampitam-Baovao Frantsay (Trondro Vaovao)?
Raha tsinjovina ny fisian'ny 85%-n'ny mpiteny frantsay amin'ny ampahany na manontolo eto Afrika amin'ny taona 2050, dia azo heverina fa hivelatra ny tsena