Tantara mikasika ny Farsi tamin'ny Marsa, 2015
Mba Tsy Hitenenana Betsaka, Nahasarika Ny Kabarin'i Netanyahu Tao Amin'ny Kaongresy
Ao Etazonia sy any amin'ny faritra sasany, tsy toy ny mahazatra fa saiky niiba daholo ireo fanehoankevitra nalefan'ireo olontsotra mampiasa aterineto sy olona manana ny lazany momba ilay kabarin'i Netanyahu.