Tantara mikasika ny Farsi tamin'ny Febroary, 2014
Ankona Sy Mitsiriritra Eo Ampijerena An'i Okraina I Iran
nahatsiahy ny revolisiona nikarakarana fihetsiketsehana goavana indray mandeha tamin'ny 2009 ho fanoherana ny fitondrana ao amin'izy ireo izay tsy nahomby tao amin'izy ireo kosa ny Iraniana.
Avy Ao Iran Mankany Ivelany: Ny Olon'i Shiraz
Iza ireo olona ao Shiraz, Iran ary inona no mba nofinofiny? Mbola nanainga fanahy pejy Facebook iray hafa indray ilay Humans of New York .
Fihetsiketsehana Manohitra Fandaharana Iray Amin'ny Fahitalavitra Ao Iran
Nilaza ireo mpanao fihetsiketsehana fa manaraby ny foko Bakhtiari ny tantara mitohy sy ny andraikitra lalaovin'ireo mpitarika amin'ny Revolision'ny Lalàmpanorenana ao Iran.
Antso Ho Famotsorana Ireo Miaramila Iraniana Dimy Nalaina An-keriny
Ny vondrona mpikomy miozolomana-sonita Baloch antsoina hoe Jaish al-Adl (Tafiky ny Rariny na Fitsarana) no milaza ho tompon'antoka sy namoaka ny sarin'ireo miaramila nalaina an-keriny amin'ny alalan'ny fampitam-baovao sosialy.
Orampanala Ao Iran: 500.000 Tsy Mahazo Herinaratra, Entona Fandrehitra Ary Rano
Firotsahan-dranomandry tsy manam-pitsaharana tany amin'ny faritra avaratr'i Iran sasantsasany tamin'ny faran'ity herinandro ity no nahavoafandrika olona anarivony tsy hanana herinaratra, entona fandrehitra na rano.