Tantara misongadina mikasika an'i Farsi
Mikombom-Bava Amin'ireo Fisamborana Faobe Atao Ny Mpanao Gazety Ny Gazety Ao Iran

Namely indray ny lohalaharana erantany amin'ny mpamonja mpanao gazety. Raha kely indrindra Dia Iraniana 12 mpanao gazety no nosamborin'ny olon'ny fitondràna tamin'ny faran'ny herinandro teo.
-
Lasan'i Afganistana Ny Amboaran'ny Firenena Mpanao Kolikoly Indrindra
15/12/2012
-
Nampijaliana ho Faty Ilay Bilaogera Iraniana Sattar Beheshti
13/11/2012
-
Famaizana an'i Iran: Iza No Nangalatra Ny Fanafodiko?
05/11/2012
-
Iran: “Avelao Any I Syria, Mba jereo Ny Aminay”
06/10/2012
-
Hianjera Noho Ny Sandam-Bolany Ve Ny Fitondrana Iraniana?
05/10/2012
Tantara farany mikasika an'i Farsi
29/04/2013
Mbola Manafika Ireo Mpitarika Ao Amin'ny “Rahalahy” Afghana
20 volana eo sisa dia hiala ny tafiky ny OTAN, mpitandro ny filaminana sy miaramila misahana andraikitra lehibe ara-piarovana ao Afganistana. Na dia izany, manjaka sahady ny tahotra fa mety...
21/04/2013
Iran: Mihetseha toy ny Lehilahy, Mitafia Toy ny Vehivavy!
Marobe ireo lehilahy Iraniana no naka sary ny tenany nitafy akanjom-behivavy hatao amin'ny sary mombamomba azy ao amin'ny fanentanana iray ao amin'ny Facebook hilazàna hoe, "Tsy natao ho fitaovana hanalàna baraka na hanasaziana na iza na iza ny maha-vehivavy ny olona."
16/04/2013
Nampametra-panontaniana Ny Fitokonana Tsy Hihinan-kanina Nataon'ny Mpitoraka Milaogy Iray Teratany Iranianina
Fa raha toa ka nampitandrina ny mpitoraka bilaogy sasany fa tandindonin-doza ny ain'i Mehdi Khazali taorian'ny nanaovany fitokonana tsy hihinan-kanina nandritry ny 90 andro mahery, dia teo kosa ireo izay manontany tena hoe tena marina tokoa ve ny fisian'izany fitokonana tsy hihinan-kanina izany.
09/03/2013
Niteny ny Filohan'i Iran hoe “Hiara-HIverina amin'i Kristy i Chavez”
"Tsy isalasalako fa hiverina hiaraka amin'i Jesoa Kristy sy ireo olo-marina hafa i Chavez," Hoy ny hafa-pampiononana nataon'i Ahmadinejad tamin'ny fahafatesan'i Chavez
17/01/2013
Fahalotoan'ny Rivotra Isanandro Ao Teheran Atao An-tsary.
Ho an'ireo Iraniana an-tapitrisa, fahavalom-bahoaka voalohany nandritra ny taona maro ny fahalotoan'ny rivotra iainana. Tany ampiandohan'ity volana ity, nanambàra ny Minisitry ny Fahasalamana fa olona maherin'ny 4.400 tamin'ny taona lasa no namoy ny ainy noho ny fahalotoan'ny rivotra tao Teheran, renivohitr'i Irana.
12/01/2013
Mpikatroka Kiorda Roa Miatrika Sazy Fanamelohana Ho Faty Ao Iran
Tanora mpikatroka Kiorda Iraniana roa, Zaniar (na Zanyar) sy i Loghman Moradi no fantatra fa ho alefa hahatona araka ny filazan'ireo tranokalam-baovao Iraniana marobe sy ireo fikambanana mpiaro ny zon'olombelona. Voampanga ho...
26/12/2012
Iraniana-Amerikana Mitady Olona Be Herim-po Hanavotra Aina
Mitady olona be herim-po ny mpiserasera Iraniana. Tsy ho amin'ny revolisiona na ady, fa mba hanavotr'aina. Nasim, tanora vehivavy Iraniana avy ao Avaratr'i Kalifornia no mila taova tsokan-taolana (moelle osseuse)...
23/12/2012
Hetsika “Voafonja Ny Latsabatoko” Hanohanana Ireo Mpitarika Ny Mpanohitra Ao Iran
Naraha-maso akaiky nandritra ny 650 andro ireo mpirotsaka amin'ny fifidianana ho filoham-pirenena teo aloha sy lehiben'ny Hetsika Maitso, Mir-Hossein Mousavi, sy Mehdi Karroubi, miaraka amin'ny vadin'i Mousavi, Zahra Rahnavard. Nitodika tany amin'ny media sosialy ny vondronà Iraniana mpampiasa aterineto mba hanairana sy hanosehana ny famoahana an'ireo voafonja noho ny fanehoan-kevitra ireo.
04/12/2012
Iran: Famaizana Sy Tsy Fahampiana, Kitapo Foana Ho An'ny Fiahiana Fahasalamana
Tato ho ato, nametra-panontaniana momba ny andraikitry ny governemantany amin'ny tsy fahampian'ny fanafody ry zareo Iraniana. Mitana toerana betsaka ny famaizana, saingy toraka izany koa ny tsy fahaiza-manao sy ny kolikoly. Ity lahatsoratra ity dia manangona ireo fanehoankevitra momba ny olan'ny fahasalamana avy amin'ireo Iraniana.
30/11/2012
Iran: Eritreritra Momba An'i Gaza sy Isiraely
Nalefan'i Peyman Majidzadeh voalohany tao amin'ny Arseh Sevom ny lahatsoratra Ady inona izany? Ny fanohanana ny Palestiniana no politika ivelany laharam-pahamehana ho an'i Iran araka ny filazan'ny mpitondratenin'ny Minisitry ny Raharaham-bahiny Iraniana, Ramin Mehmanparast....






























RSS ho an i Farsi 









Rehefa App ny resaka dia fampiasa na fampiharana no tsara iantsoana azy kokoa