GlobalVoices anaty

Holandey

Tahiry Sokajinteny · 6 Lahatsoratra


Below are posts about citizen media in Dutch. Don't miss Global Voices in het Nederlands, where Global Voices posts are translated into Dutch! Read about our Lingua project to learn more about how Global Voices content is being translated into other languages.

Tantara farany mikasika an'i Holandey

09/08/2012

Sary Lahatsoratra Video Lahatsoratra
Frantsa : #harcelementderue, Ilay Tenifotra Mitantara Ny Fanaovana Zinona Ny Vehivavy Amin'ny Andavanandro

Tohin'ny lahatsoratra

Satria nalam-baraka sy nompain'ireo lehilahy teny an-dalamben'i Bruxelles ny tovovavy Belza iray mpianatra, Sofie Peeters dia namokatra lahatsary iray tamin'ny alalan'ny fakàna sary miafina [nl] mba hiampangana ny fanambaniana vehivavy ataon'ny lehilahy isan'andro an'ireo vehivavy mandeha irery eny an-dàlana eny. Ny sarimihetsika novokariny dia niteraka resa-be tao Belzika ary avy eo tao Frantsa. Eo ambanin'ny tenifototra #harcelementderue, (filam-baniny an-dalambe) mijoro vavolombelona amin'ny filam-baniny amin'ny fiteny sy ny resaka filan'ny nofo, ny ompa zakain'izy ireo eny an-dalambe ireo vehivavy Frantsay

05/02/2012

Video Lahatsoratra
Lahatsary Misongadina: Mozika, Tetikasa Ho An'ireo Zanatany, Hatezerana Ary Zava-mahagaga

Tohin'ny lahatsoratra

Lisitr'ireo tantara vao haingana sy mahaliana ka anisan'izany ireo lahatsary avy any Amerika Latina, Azia Antsinanana, Afrika Antsinanana Afovoany sy Avaratra ary Eoropa Antsinanana sy Afovoany, nofantenan'i Juliana Rincón Parra.

16/01/2012

Nanao Jery Todika Ny Taona 2011 ny Global Voices “Néerlandais”

Tohin'ny lahatsoratra

Raha toa ny taona 2012 ka efa mandeha tsara amin'ny làlany, ireo mpandika teny ao amin'ny Global Voices "néerlandais" dia nanao jery todika ny taona 2011. Inona ny lahatsoratra niavaka indrindra ary inona no mampiavaka ny Global Voices ?

03/05/2011

Maraoka: Maneho Hevitra Momba ny Fanafihana tao Marrakech ireo Mpitoraka Bilaogy

Tohin'ny lahatsoratra

Tratry ny fipoahana baomba i Marrakech, tanàna sangan'ny fizahantany ao Maraoka tamin'ny Talata teo, izay nandrava trano fisakafoana iray tao anatin'ny ora fisakafoanana indrindra, ny Argana, manamorona ny Kianja Jamaa Lefna. Araka ny fanambarana ofisialy dia nahafatesana olona 16 ilay fipoahana ka maro tamin'ireo no vahiny.Ireo mpitoraka bilaogy sy mpiondana aterineto no haingana indrindra tamin'ny fandefasana fijoroana vavolombelona teo noho eo ary fanambaràna fanohana ireo tra-doza. Indreto ny fantina.

06/03/2011

Holandey-Iraniana maty novonoina tany Iran

Tohin'ny lahatsoratra

Novonoin-ko faty tany Iran ny Holandey-Iraniana Zahra Bahrami taorian'ny nahitana fa meloka mikasika ny heloka mikasika ny rongony izy ary nomelohin-ko faty ny 2 Janoary. Nogadraina i Zahra Bahrami ny 27 Desambra 2009 raha toa izy ka nanatrika ny fihetsiketsehana manohitra ny governemanta araka ny vaovao voaray.

20/06/2010

Holandy: Vehivavy roa nosamborina tany amin'ny Mondial fa manao dokambarotra labiera tsy ara-dalàna

Tohin'ny lahatsoratra

Vehivavy Holandey roa miasa any amina orinasa mpamokatra labiera Bavaria any Pays-Bas  no nosamborina noho ny fanaovana dokambarotra ho ana labiera izay tsy mpanohana ofisialy ny Fiadiana ny Tompondaka erantany...

Faritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny