Below are posts about citizen media in Danish. Don't miss Global Voices på dansk, where Global Voices posts are translated into Danish! Read about our Lingua project to learn more about how Global Voices content is being translated into other languages.
Tantara farany mikasika an'i Danoà
06/10/2012
Danemarka: “Arahabaina Nisara-Panambadiana” Amin'ny Banky Lehibe
“Tena vonona haka vola eto marina ve ianao?” Toy izany ny fanontaniana tazana manerana ny “milina fakàna vola” isaky ny banky lehibe ao Danemarka nandritra ny volana Septambra. Fanentanana mandritra...
22/09/2011
Danemarka : Farany, Niantso Fifidianana Ny Praiminisitra
Androany(26 Aout 2011), nanala ny fitaintainan'ny Danoa ihany ny Praiminisitra Danoa Lars Løkke Rasmussen nony farany, tamin'ny fiantsoana fifidianana parlemantera : ny andro lehibe dia afaka telo herinandro, ny 15 septambra. Maria Grabowski no manolo-tena mitatitra indroa amin'ny aterineto ny nateraky ny fiandrasana ela ny fanambaràn'ny PM.
18/05/2011
Danemarka: Lalàna mampiady hevitra amerenana ny fisavana an-tsisintany
Nanambara vao tsy ela ny famerenana indray ny fisavana an-tsisintany miaraka amin'i Alemaina sy Soeda ny antoko ankavanana nasionalista Danoà, ny antokon'ny vahoaka Danoà (Dansk Folkeparti/DF). Tsy nahovoka ny antoko...
09/11/2010
Danimarka: TV Kiorda Voampanga ho Manohana Mpampihorohoro
Voarohirohy ho manohana terorista (mpampihorohoro), hoy ny mpampanoa lalàna any Danimarka ny Roj TV, Fahitalavitra iray mandeha amin'ny zanabolana miteny amin'ny fiteny kiorda ary miorina any Danimarka. Mety ho foanana...
15/02/2009
Hong Kong: Nihemotra ny volavolandalàna momba ny fifidianana…………. Resak'alika izany!
Raha toa ka ny fifanarahana tahaka ny filan-kevitry ny fifidianana no nanjary “adin’alika” eo imason’ireo ikoizan’ny lalana , Inona kosa ary izany no anjara asan’ny filan-kevitra momba ny fifidianana? Eny fa na dia ny tanjaky ny adin’alikan’ireo mpanao lalana LSD aza dia rava, mety hisy fanarenana mendrika ao amin’ny lamina tsy ara-demokratika ve ny ady hevitra eo amin’ny filan-kevitry ny fifidianana?






























RSS ho an i Danoà 




Rehefa App ny resaka dia fampiasa na fampiharana no tsara iantsoana azy kokoa